ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’ NY TOERANA MIAVAKA SY ZAVA-NAORINA 18 APRILY 2024

Fantaro ireo toerana voasokajy ho miavaka sy zava-naorina ao amin’ny ??????? ?????.

Cirque rouge

Grotte d’ Anjohibe

Mandritra ny herinandro, manomboka ny 19 avrily hatramin’ny 26 avrily, hisy ny fampahafantarana harembakoka maro eto amin’ny pejy fesibokin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.