NANDRAY NY ANDRAIKINY NY MINISITRA MPISOLO TOERANA

Nandray ny andraikitra maha Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina mpisolo toerana azy ny maraina teo ramatoa ???????????????? ??????, izay Minisitry ny Raharaham-bahiny. Tao amin’ny ???????? ??? ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy no nanaovana izany androany.

Tsiahivina fa izy no notendren’ny filan-kevitry ny ministra ny 17 Avrily lasa teo hiandraikitra ity minisitera ity rehefa nametram-pialana ny minisitra teo aloha ?????????????? ???????? izay isan’ireo nirotsaka ho kandida hiatrika ny fifidianana solombavambahoaka.

Niteny ny minisitra Rafaravavitafika RASATA fa tsy handraraka ilo mby an- doha ny andraikitra napetraka aminy izy sady tsy hamela ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ho kamboty. Vonona izy,hoy izy, hiara-misalahy amin’ny mpiara-miasa eto anivon’ny MSK amin’ny fanatanterahana ireo asa samihafa.