????’?? ??????????-?????? ?? ??????????? 13 ??? 2024

Nitarika ny fananganan-tsaina teto Anosy, omaly maraina, ny Minisitra mpisolo toerana misahana ny Serasera sy ny Kolontsaina, ?????? ????????????????.

Nanararaotra ity fotoana ity ramatoa minisitra
niresahana sy nampahatsiahivana ny momba ny fiatrehana fifidianana sy ny maha ZAVA-DEHIBE ny fizarana vaovao voamarina sy azo nohamarinina mandritra izao fotoam-pifidianana izao.
Nisaotra ny mpiara-miasa izay niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana ireo HETSIKA REHETRA teto anivon’ny Minisitera izy, isan’izany ny andro maneran-tany ho an’ny dihy ary ny andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.
Nizara ny akon’ny fitsidihina ofisialy nataon’ny delegasiona malagasy notarihin’ny Filoha Andry Rajoelina tany amina firenena maro, isan’izany ny tany Emirats Arabes Unis, ny minisitra. Fitsidihina izay tafiditra ao anatin’ny ezaky ny fitondram-panjakana mametraka diplomasia mivelatra amin’ny firenena rehetra, ho an’ny tombontsoan’ny firenena malagasy.