ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY MOZEA

 » ????? ℎ? ??’?? ??????????? ?? ?? ??????ℎ??? ».

Fantaro ny ampahany amin’ireo ireo mozea misy eto Antananarivo renivohitra sy azo tsidihina, eo ambany fiahian’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
– Rovan’i Madagasikara
– Rovan’Ambohimanga

Mandritra ny herinandro, ny 18 hatramin’ny 24 mey, dia hanaovana fampahafantarana amin’ny fahitalavi-pirenena sy eto amin’ny pejy fesibokin’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ireo mozea eto amintsika.

cof
cof
cof
cof
cof
cof