FIFIDIANANA SOLOM-BAVAM-BAHOAKA – 29 MAY 2024 – ANDROM-PIFIDIANANA

« ??????-??????????? »

Tanterahina anio 29 Mey 2024 manerana ny Nosy ny fifidianana solombavam-bahoaka. Nametraka lamina manokana ny Ofisin’ny Radio sy Televiziona Malagasy ORTM, rafitra eo ambany fiahian’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ahafahan’ny vahoaka malagasy miaina izany fifidianana izany androany sy aorian’ny fifidianana ary mandritra ny famoaham-bokatra vonjimaika (CENI) sy ofisialy ( HCC).

?????? ??????? ??ℎ???? ℎ??????? ??? ?????? ?? ??? ????????? ??? ??????? ????? ???!