??????????? ??????????-??????? – 29 ??? 2024.

Tonga nitsidika ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Ofisin’ny Radio sy Televiziona Malagasy (ORTM) Anosy, ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina mpisolo toerana ???????????????? ?????? io maraina io.

Amin’izao androm-pifidianana io dia misy ny lamina manokana napetraky ny minisitera amin’ny alalan’ny ??? ?? ???, entina hitaterana ireo vaovao samihafa momba ny fifidianana solombavam-bahoaka, avy eto andrenivohitra sy ny manodidina ary avy amin’ireo distrika rehetra.

Notsiahivin-dramatoa minisitra fa zava-dehibe ny asan’ireo mpanao gazety sy mpandraharaha samihafa ary teknisiana eto anivon’ny haino amanjerim-panjakana amin’izao vanim-potoana lehibe lalovan’ny firenena izao.