???????????-???????? ?? ??’?? ??????????? 2024

Ho fanamarihana ny ???? ?????’?? ???? ????????, ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara ny ???????????-???????? ?? ??’?? ??????????? ????, izay ahitana sokajy telo: ????????-?????????, ??????? ????????, ??????? ??? ????????.

???? ??ℎ?ℎ?????? ℎ????????’?? ??? ???????:
– Ady amin’ny fanolanana
– Fandrindrana fiainam-pianakaviana
Misokatra ho an’ny rehetra manomboka ny 1 jona 2024 ary tsy hifarana raha tsy ny 1 janoary 2025 ny fisoratana anarana.
Indro zaraina amintsika mpanaraka ny pejy MSK ny andinindinin’ny fitsipika mifehy izany fifaninanana izany sy ny fisy hofenoin’ireo mpandra anjara rehetra.
Ho hitanao any amin’ny Foibem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina manerana ny Nosy ary ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy sy eran’ny Masoivohon’i Madagasikara any ivelany koa ireo fitsipika sy ny fisy fisoratana anarana.

?????-???????:Tanombokim-pirenena Anosy – Varavarana A 102.

Tel : 032 12 913 20