FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA 2024

??????? ?? ???????ℎ??? ?? ℎ????????? ℎ? ??’?? ????????-???? ?? ???????????’?? ???????? ?? ???????????

Teo amin’ny tokontaniben’ny tranombokimpirenen’i Madagasikara androany no nanombohana ny ?????????? ?? ??’?? ????????-???? izay nentina nanokafana ireo hetsika ara-panatanjahan-tena tafiditra anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena amin’ity taona ity.

Hafaliana ho an’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina ny nandray izany hetsika izany, sy ireo mpandray anjara maro avy amin’ny andrim-panjakana sy departemanta ministerialy isan-karazany ary ireo olom-pirenena marobe niara-nientana.

« ???????’?? ????????-???? ?? ?????ℎ?-???????? ???????? » hoy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny sady Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina mpisolo toerana ?????? ???????????????? nandritry ny fandraisany fitenenana.

Teny filamatry ny fankalazana ny fetim-pirenena amin’ity taona ity, izay hankalazana ny faha 64 taona niverenan’ny fahaleovan-tena sy ny nijoroan’ny foloalindahy malagasy ny hoe : ???????????? ????????, ???????? ?????-???????? ????’?? ????????-???????????? ».