???? ?????’?? ???? ????????, ?????? ??????? ?? ??’?? ?????????? ?? ??????????.

Tafiditra ao anatin’ireo hetsika samihafa hanamarihana ny ???? ?????’?? ???? ???????? ny fampahafantarana boky niarahana tamin’ireo mpanoratra natao tao amin’ny efitrano Dox ao amin’ny tranombokim-pirenena Anosy ny 21 Jona lasa teo.

« ???? ????????? ℎ? ??’?? ???????? ?? ???? ?? ankasitrahina ???? ?????????? ?????? ??ℎ?????? ?? ??ℎ????? ??ℎ??????? ??? ?????. ?????? ?????? ??ℎ??? ????’?? ???????????? ?? ???? ???????? ??ℎ???? ????? » hoy ny sekretera jeneraly Fetra Rakotondrasoava raha nisolo tena ny minisitra tamin’ny fanokafana ity hetsika ity.

Ireto avy ireo boky telo amin’ny teny malagasy nampahafantarina ny zoma lasa teo:

« Valamparian’i Bebe » – AndrianimerinA Hobiana
« Sandratra amboara voalohany » – Faribolana Sandratra
« Aro fanina » – Ramihary Feno Tolotra

Nampahatsiaro ny sekretera jeneraly fa misy fifaninanam-pirenena karakaraina amin’izao fanamarihana ny iray volan’ny teny malagasy izao, ankoatra ny minitran’ny teny malagasy izay alefa ao amin’ny TVM, ny  » ‘ndao hianatra fitenim-paritra » sy  » ‘ndao hahitsy ny diso » alefa amin’ny pejin’ny MSK. Samy manao hetsika mifanaraka amin’izany koa ny fitaleava-paritra rehetra manerana ny nosy.