Fantaro fa manana pejy fesiboky ny Radio Nasionaly Malagasy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz. Manasa antsika rehetra hanaraka ny pejy izay hizarany ireo fandaharana sy vaovao samihafa.