IRAY VOLAN’ NY SARY HOSODOKO

Ny sary hosodoko indray no hankalazain’ny ministera mandritra ny volana jolay 2024.

Indro zaraina amintsika ny fandaharam-potoana rehetra iarahana amin’ny OFNAC ( Office National des Arts et de la Culture), rafitra eo ambany fiahian’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.