FANDRESENA ARA-DIPLOMATIKA HO AN’ I MADAGASIKARA

Madagasikara tafiditra anatin’ny Troika SADC: Voalohany ho an’ny firenena malagasy!

Antananarivo no hampiantrano ny fihaonana an-tampon’ny COI – Vondron’ny firenena anatin’ny ranomasimbe indiana manaraka.

Madagasikara voafidy ho filoha lefitry ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana faha-79 mandritra ny herintaona.