FITSIDIHANA NY OFISIN’ NY RADIO SY TELEVIZIONA MALAGASY

Tonga nitsidika sy nitafa mivantana tamin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny ORTM ramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????. Fotoana niresahana ny fomba hahafahana manohy ny asa fanavaozana efa nirosoana sy nijerena miaraka ireo lalana samihafa entina hanamafisana ny anjara toeran’ny fahitalavi-pirenena TVM sy radio nasionaly RNM eo amin’ny fanapariahana vaovao manerana ny nosy.

Fiaraha-miasa ahitana vokatsoa iombonana hoy izy no ilaina ka mila hamafisina ny fifampizarana eo amin’ny mpiara-miasa isan-tsokajiny, na ireo tranainy na ny tanora vao misondrotra.