FIHAONANA TEO AMIN’NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA SY NY MASOIVOHO FRANTSAY ETO MADAGASIKARA

Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana sy nitafa tamin’ny minisitry Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna anio 5 septambra 2024 ny masoivoho frantsay ?????? ???????? ary niarahaba azy amin’izao andraikitra nanendren’ny Filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra azy izao.

« ??ℎ????????? ℎ?????? ?? ????????????? ?? ????’?? ?????? ??????????? ?? ????’? ???????????? ?? ??????? » hoy i Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina taorian’ny fihaonana izay niresahan’ny roa tonta momba ny fanohizana asa fampodiana eto Madagasikara ny kabeson’ny mpanjaka Sakalava Toera sy ireo miaramila sakalava mbola tehirizina any Frantsa.

Voaresaka koa ny fanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny fampiroboroboana ny vaky boky, ny fiaraha-miasa amin’ny tontolon’ny mozea sy ny fikajiana ny harem-bakoka, ary ny fifanakalozana eo amin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo.

« ???????? ??? ???? ????????? ? ??????? ?? ???????????? » hoy ny nambaran’Andriamatoa Arnaud Guillois, masoivoho Frantsay izay nankasitraka koa ny « ??ℎ????????’?? ?????ℎ?-????? ????’?? ??ℎ???? ?? ??????????? » eo amin’ny firenena roa tonta.