AKON’NY FARITRA-TOAMASINA

?? ????????-???????? ????????? ?????’???? ???????????-???’?? ????-????? ?? ???????????

Ny hampivelatra ny ambaindain’ny sehatry ny zava-kanto sy hanome aina ny indostria ara-kolontsaina no navoitran-dRamatoa minisitry ny serasera sy ny kolontsaina ???? ??????????? ????? raha nifanatrika sy nitafatafa tamin’ny fianakaviam-ben’ny kolontsaina izy tao amin’ny Tranoben’ny Serasera sy Kolontsaina MASÔVA 501. Efa ela no niandry ny fihaonana toy izao ny mpisehatra amin’ny lafiny kolontsaina ka dia vory marobe ny mpanakanto sy artista monina ao Toamasina. Amin’ny maha zanaky ny mpamorona ny PRODUCTION KAIAMBA, MARA Armand azy, dia nanolotra boky mirakitra ny tantara KAIAMBA izay nosoratan’i Jean Kely sy Basta ramatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina.