TOAMASINA

Nandritra ny fandalovany tany amin’ny Faritra Atsinanana dia nihaona tamin’ny ????????? ??????????? ??????́ ramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, nahazo ny tsodrano taminy taorian’ny nandraisany ny toerana amin’ny maha minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina azy.