???? (?????́??? ????????? ??? ???? ?? ?? ?? ???????)

?????????? ?? ????-????????? ?????? ?? ??????’?? ?????????-???????’?? ????????? ?? ?? ??????????? (????)

Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2024-2025 ho an’ny ANAC (?????́??? ????????? ??? ???? ?? ?? ?? ???????), ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, ny hariva teo. Fotoana niresahany mivantana tamin’ireo mpianatra sy ireo mpampianatra ary mpandraharaha mampiodina ity ivotoerana momba ny zavakanto ity.
Ny ANAC dia mampianatra dihy, kabary, feon-java-maneno, feo, fampahafantarana ny tantaran’ny zavamaneno ary ny “art plastique”. Mpianatra, ahitana salantaona samihafa, manodidina ny 300 no volavolaina isan-taona eo anivon’ity rafitra eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ity.
???????? ??????́? ?̀ ?’????

L’année académique 2024-2025 à l’Académie Nationale des Arts et de la Culture (ANAC) a été officiellement lancée aujourd’hui par la Ministre de la Communication et de la Culture Mara Volamiranty Donna. L’ANAC, c’est l’art dans tous ses états : danse, chant, musique, arts plastiques, et bien plus encore ! Chaque année, près de 300 artistes en herbe y développent leurs talents!