» ?????? ?? ???? « 

Nandray anjara tamin’ny hetsika « ????? ?? ????? ?? ?????? ????? » nokarakarain’ny fikambanana Opération Bokiko, ary notanterahina teny Ambatomanga ny 13-14 septambra, ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny hetsika « ???? ℎ????? ???? ». Nisolo tena an-dramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin’izany, ny Sekretera Jeneralin’ny MSK.

Tanjon’ity hetsika izay nanome lanja ireo mpisehatra eo amin’ny rohin’ny boky ity, ny hamerenana indray ny lanjan’ny boky sy ny fitiavana vaky boky, ary hanasongadinana ireo vakoka eny an-toerana.
—-
Le Ministère de la Communication et de la Culture et la Bibliothèque Nationale de Madagascar ont soutenu la troisième édition du Salon du livre en milieu rural, qui s’est déroulée les vendredi 13 et samedi 14 septembre à Ambatomanga, à travers l’initiative « Ndao hamaky boky ».

Cet événement, organisé par l’Association Opération Bokiko, qui a réuni de nombreux acteurs passionnés du monde du livre, avait pour ambition de raviver le goût de la lecture, tout en valorisant le patrimoine local.