FIHAONANA TEO AMIN’NY UNESCO SY NY MSK

Nanatontosa fitsidihana araka ny fombam-panajana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, ny mpandrindra ny rantsan’ny UNESCO eto Madagasikara, ????????? ?????. Namantohana ny fifanakalozana tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa efa natao hatrizay mikasika ny lafiny kolontsaina sy serasera. Nisy, araka izany, jery todika an’reo fiaraha-miasa teo amin’ny roa tonta.

⛪️Anisan’izany ny fampidirana ilay trano fiangonana Ambodifotatra ao Ste Marie, izay fiangonana niorina voalohany teto Madagasikara ho lasa harembakoka iraisampirenena. Toy izany koa ireo fampiofanana sy fanamafisam-pahalalana amin’ny resaka « patrimoine subaquatique » na harembakoka an-dranomasina ary ny harentsain’ny zanak’olombelona isan-tsokajiny avy.
Mikasika ny lafiny serasera kosa hiarahan’ny roa tonta miombona antoka ny fanomanana fampiofanana ny mpanao gazety ho matihanina hatrany sady ho fanamafisana ny lalam-pitondran-tena sy ny fepetra fototra maha mpanao gazety, indrindra amin’izao vanim-potoana lalovan’ny firenena hiatrehana fifidianana izao.
??? – ??????: ?????́?????? ????????́?

La coordinatrice du bureau de l’UNESCO à Madagascar, Julie Rakotoson a effectué une visite de courtoisie auprès de la ministre de la Communication et de la Culture Mara Volamiranty Donna ce jour. Cette rencontre a permis de réaffirmer la coopération entre l’UNESCO et le ministère, notamment sur les projets culturels et les initiatives de communication. Elles ont évoqué l’inscription de la mission catholique d’Ambodifotatra à Sainte-Marie, incluant la première eglise catholique de la grande île, au patrimoine mondial, ainsi que les formations sur le patrimoine subaquatique et les divers patrimoines culturels immatériels. Les deux parties ont aussi discuté des pistes de coopération pour mettre en place des formations destinées aux journalistes, afin de renforcer leurs compétences et leurs connaissances en matière d’éthique et de déontologie, particulièrement à l’approche des élections.