» HINDI DIWAS « 

Nanome voninahitra ny fankalazana ny « ????? ????? » tao amin’ny masoivohon’i Inde eto Madagasikara ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????. Toa an’i Madagasikara izay manana ny tenin-dreny « malagasy » dia manana ny « hindi » koa ny indiana ary ankalazaina isaky ny Hindi diwas izany. Fotoana nanamafisana indray ny fiarahamiasa eo amin’ny roa tonta, fa indrindra ny fifanakalozana ara-kolontsaina izay fototra mampifandray ny firenena roa tonta sy ny mponina ao aminy, ity hetsika ity.

Sary vitsivitsy nanamarika ny fotoana omaly.
La ministre de la Communication et de la Culture, Mara Volamiranty Donna, a honoré de sa présence la célébration du jour de l’hindi ou « Hindi Diwas » à l’ambassade de l’Inde à Madagascar hier. Tout comme le « malagasy » est la langue maternelle à Madagascar, le hindi est la langue maternelle en Inde et est célébré chaque année lors du Hindi Diwas.
Cet événement a été une belle occasion de renforcer la coopération entre les deux pays, notamment à travers les échanges culturels, qui sont au cœur des relations entre Madagascar et l’Inde.

Quelques photos de l’événement d’hier.