SERASERA SY FAHASALAMANA

Nanomboka ny alatsinainy 16 septambra ny fampiofanana « media training » (fanomanana amin’ny fiatrehana sy fifaneraserana amin’ny mpanao gazety) ho an’ny mpisehatra eo amin’ny fahasalamana, karakarain’ny Studio Sifaka. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, ary nanamafy ny maha zava-dehibe ny fahafehezana ny fikirakirana ny lafiny serasera mba hiatrehana araka ny tokony ho izy ireo hamehana ara-pahasalamana mety hitranga.

????????? ??? ?? ????????????? ?? ??????? ?????????

La ministre de la Communication et de la Culture, MARA Volamiranty Donna, a officiellement ouvert la formation « media training » destinée aux professionnels de la santé, le lundi 16 septembre. Cette session, organisée par Studio Sifaka, met l’accent sur l’importance de maîtriser la communication pour gérer efficacement les urgences sanitaires éventuelles.