??????

??? – ????????? ???????? ?? ??????’?? ??????

Taorian’ny fihaonana tamin’ny mpandrindra ny rantsan’ny UNESCO eto amintsika omaly, dia nandray ny Masoivoho maharity ny firenena malagasy eo anivon’ny UNESCO sy ny OIF, ?????? ?????, ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ????? io maraina io. Nifampidinihana nandritra izany ny fomba handrindrana ny fiaraha-miasa eo amin’ny MSK sy ny ekipan’ny masoivoho Malagasy eo anivon’ny UNESCO any Paris, amin’ny fanarahana akaiky ireo antontan-taratasy mahakasika an’i Madagasikara amin’ny lafiny kolontsaina sy ny harem-bakoka.
????????? ?? ?????́?????? ???? ?’??????

Après la rencontre avec la coordinatrice de l’antenne de l’UNESCO à Madagascar hier, la ministre de la Communication et de la Culture, Mara Volamiranty Donna, a eu une réunion ce matin avec Yvette Sylla, ambassadrice déléguée permanente de Madagascar auprès de l’UNESCO et de l’OIF à Paris. Elles ont discuté des modalités de coordination entre le ministère et l’équipe malgache à l’UNESCO à Paris, en mettant l’accent sur le suivi des documents relatifs à la culture et au patrimoine de Madagascar.