FITSIDIHAN’IREO SENATERA FRANTSAY NY ROVAN’I MADAGASIKARA

Sary vitsivitsy nanamarika ny fitsidihan’ireo Senatera frantsay, ny Rovan’i Madagasikara, ny maraina teo, notronin’ny masoivoho frantsay miasa eto amintsika Arnaud Guillois. Nandray azy ireo teny antoerana ny Sekretera Jeneralin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Ity delegasiona frantsay ity dia nahitana an’andriamatoa sy ramatoa isany ?????? ???????, Loholona avy ao Yvelines, ????ç??? ????????, Loholona avy ao Tarn-et-Garonne, ?????? ??????, Loholona avy ao Loire-Atlantique, ?????? ??????, Loholona avy ao Seine-Maritime ary ?????-???è? ??????, Sekretera mpanatanteraka eo anivon’ny « ?????? ?’?????é ??????-?????????? ?? ???? ?? ?’??é?? ?????? ».

?????? ?? ?????? : ??? ??́??????? ?????̧??? ?? ?????? ?? ?????’? ????????????

Ce matin, une délégation de sénateurs français, accompagnée par l’ambassadeur de France à Madagascar, ArnaudIGuillois, a visité le Rovan’i Madagasikara. Accueillis par le secrétaire général du ministère de la Communication et de la Culture, ils ont pu apprécier la beauté de ce lieu chargé d’histoire et de symboles.