MSK ( MINIITERA NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ) SY NY TANANAN’ANTANANARIVO RENIVOHITRA

??? ?? ????̀???’??????????? ???????????, ????? ??????????? ???????, ????????? ??’????????????.

Hametraka paik’ady vaovao ho fanatsarana ny tanàna ny filohan’ny Delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo, ??????????? ????????, araka ny nambarany raha nihaona tamin-dramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ????? io maraina io. Resy lahatra izy fa fantsona mahomby amin’izany ny serasera. Araka izany, hametraka fiaraha-miasa ho fanatsarana ny fifandraisana amin’ny vahoakan’Antananarivo ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Atao izany mba hanamora ny fiampitan’ny hafatra fototra entina hampandroso sy hanatsara ny tanàna. Eo amin’ny lafiny kolontsaina, niombonan’ny roa tonta hevitra ny hiarahana mikarakara ireo harem-bakoka eto Antananarivo.
?? ???????̀?? ?? ????? ?? ??́??????????? ?? ?? ????????

La ministre de la Communication et de la Culture, Mara Volamiranty Donna, a reçu ce matin la présidente de la Délégation spéciale d’Antananarivo, Ramanantsoa Harilala, pour discuter du rôle et de l’importance de la communication dans le développement de la capitale. Cette rencontre a permis de poser les bases d’une collaboration plus étroite entre l’Etat, par le biais du ministère, et la mairie d’Antananarivo, afin de mieux communiquer avec les habitants et faciliter la transmission des messages essentiels à l’amélioration et au développement de la capitale. Sur le plan culturel, les deux responsables sont convaincues qu’une coopération est indispensable pour promouvoir et préserver le patrimoine d’Antananarivo.