ROVAN’I MADAGASIKARA – ANTONTANISA SAMIHAFA

Indro zaraina amintsika ireo antontanisa momba ny isan’ireo mpitsidika ny Rovan’i Madagasikara tao anatin’ny telo volana farany (Jona – Jolay – Aogositra 2024).

Mankasitraka hatrany ireo rehetra tonga mitsidika ity harem-pirenena ity.
Ampatsiahivina fa ny andro sy ora fisokafan’ny Rovan’i Madagasikara dia toy izao manaraka izao:
?????: Isan’andro manomboka ny Alarobia hatramin’ny Alatsinainy.
??? ????????? ???? ?? ?????? ℎ? ??????????? ?? ????????????.

???: 9 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva (9h-17h)