FITSIDIHANA MSK NATAON’NY MASOIVOHO JAPONEA IZAY MONINA SY MIASA ETO MADAGASIKARA

Isan’ny nifantohan’ny dinika nandritra ity fitsidihan’ny masoivoho japoney ??? ???? an-dramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ????? ity, ny mahakasika ny fampitaovana ny haino aman-jerim-pirenena. Vokatry ny fanohanana ara-teknika avy amin’ny firenena japoney dia hotokanana tsy ho ela ireo fitaovana maoderina sy studio vaovao an’ny fahitalavi-pirenena TVM. Endrika iray hisehoan’ny fahamatoran’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izany. Voaresaka koa ny lafiny filatsahana an-tsitrapo izay sehatra isan’ny iandraiketan’ny MSK. Ankoatra izay dia hisy hetsika kolontsaina izay hatao amin’ny volana febroary hahatongavana mpanakanto avy any Japana eto Madagasikara, entina hifanakalozana traikefa eo amin’ny lafiny kolontsaina.

L’ambassadeur du Japon, Abe Koji, a effectué une visite de courtoisie auprès de la ministre de la Communication et de la Culture, MARA Volamiranty Donna, ce jour. Au menu des discussions : l’appui technologique du Japon à la chaîne nationale TVM, qui s’apprête à inaugurer de nouveaux équipements et un studio moderne. Les deux parties ont également échangé sur divers sujets, notamment l’engagement commun du MCC et de l’ambassade du Japon dans la promotion du volontariat, ainsi que l’arrivée, en février, d’artistes japonais pour un échange culturel avec Madagascar.