MOZIKA KLASIKA – CHORALE LA POLIFONICA FENO5 TAONA

Miarahaba ny antoko mpihira ?? ?????????? izay mankalaza ny tsingerintaona fahadimy niorenany. Nanome voninahitra ny lanonana omaly ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, izay nanamarika fa sehatra fiangalian’ny andrarezina rehetra ny mozika klasika ary sehatra ivoahan’ny sangany amin’ny resaka mozika ihany koa. Nidera ny asa sy ezaka maro natao nahatongavana amin’izao dingana izao koa ramatoa minisitra. Nampatsiahy izy fa fanamby raisin’ny minisitera ny tsy hanadino fa hampiroborobo ny sehatra rehetra mikasika ny kolontsaina.

 La chorale La Polifonica a célébré hier son cinquième anniversaire en présence de la ministre de la Communication et de la Culture, Mara Volamiranty Donna. Lors de son bref discours, la ministre a rappelé que la musique classique est un domaine d’excellence, où les grands noms brillent tout en offrant une scène aux nouveaux talents.  Elle a également salué le travail accompli par la chorale au fil des ans, rappelant que le ministère reste engagé à promouvoir l’ensemble des secteurs culturels, sans exception.