TETIKASA HOPE – ASSOCIATTION FITIA

Nanotrona an-dramatoa ????? ????????? vadin’ny Filohan’ny Repoblika, nandritra ny lanonana famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany voalohany amin’ireo vehivavy nisitrika fampiofanana tao anatin’ny tetikasa ????, ramatoa ???? ??????????? ?????, minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny tolakandro teo tao amin’ny Havoria Anosy. Nofanina ho mpitarika sy hivoatra ary hahay hamorona sy hanatontosa tetikasa ireo vehivavy maherin’ny 300 mandrafitra ity andiany voalohany ity. Fiaraha-miasa teo amin’ny ??????????? ?????, sy ny fikambanana ????? ????, ary ny fitondrana ankehitriny no nahafahana namolavola ny tetikasa HOPE.