MSK – HOLAFITRY NY MPANAO GAZETY MIARA-MIASA

Tonga nitsidika ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, amin’ny maha minisitra mpiahy azy, ireo filoha rehetra efa nitantanana ny Holafitry ny mpanao gazety na ny OJM, niaraka tamin’ny filoha mpitantana ankehitriny. Niombonan’ny rehetra hevitra teto ny tsy maintsy iarahana miasa ho fanatsarana sy fampivoarana ny sehatry ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Noresahana nandritra ity fihaonana ity koa ny fankalazana ny faha-50 taona nijoroan’ny OJM.

(??????? ?????̧????)

Les anciens présidents de l’Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM), accompagnés de la présidente en exercice, ont été reçus par la ministre de la Communication et de la Culture, MARA Volamiranty Donna ce jour. L’accent a été mis sur la nécessité de collaborer étroitement pour améliorer et développer le monde de la presse à Madagascar. Les préparatifs du 50ᵉ anniversaire de l’OJM ont également été discutés.