FESTIVAL MADAJAZZCAR ANDIANY FAHA 35

Mahafaly ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny manohana ny andiany faha-35 an’ny hetsika ara-javakanto ???????? ???????????, izay tanterahina eto amintsika ny 3 hatramin’ny 13 oktobra 2024. Hampiantrano ireo fampisehoana sasantsasany sy famelabelaran-kevitra ny ??????? ?????, ??????? ??????? ary ny ????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? Vatofotsy Antsirabe, izay samy toerana eo ambany fitantanan’ny MSK, entina hanomezana sehatra sy lanja ny mpisehatra rehetra ao anatin’ny tontolon’ny kolontsaina.