PEJY VAOVAO NO MISOKATRA HO AN’NY FAHITALAVI-PIRENENA TVM

Manamafy ny fahavononany hanatsara ny sehatry ny haino amanjerim-panjakana sy hanamafy ny fifandraisana ara-diplomatika amin’ireo firenena samihafa ny governemanta malagasy. Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny governemanta japoney, dia nahazo fitaovana avo lenta sy maoderina vaovao sy studio vaovao ny TVM.

Nanome voninahitra ny lanonana ny Filoha ????? ????????? sy ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????. Nanolotra ireo fitaovana vaovao tamin’ny fomba ofisialy omaly tao amin’ny foiben’ny ORTM, ny masoivohon’i Japana eto amintsika ??? ????, niaraka tamin’ny Solontenan’ny JICA, ?????? ?????.
Taorian’ny fitokanana sy fanolorana ireo fotodrafitrasa vaovao dia ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina no vahiny voalohany tao amin’ny vaovao an-tsarin’ny TVM amin’ny endriny vaovao. Nandritra izany no namaliany ireo fanontaniana momba ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny sy ireo vahaolana entin’ny Fitondram-panjakana hanatsarana ny toe-piainan’ny vahoaka.
—–
(??????? ?????̧????)
C’est une nouvelle ère pour la TVM !
Le gouvernement malagasy réaffirme sa volonté de moderniser les médias publics tout en consolidant ses relations diplomatiques. Avec l’appui du gouvernement japonais et de la JICA, l’ORTM se dote d’équipements audiovisuels de pointe. Studios modernisés, techniciens formés : l’État malagasy a, de son côté, mis en place les infrastructures nécessaires pour accueillir ce projet. Cette transformation permettra de mieux informer et servir le public.
Le Président Andry Rajoelina et la Ministre de la Communication, MARA Volamiranty Donna, ont assisté à la cérémonie officielle. Les équipements ont été remis par l’Ambassadeur du Japon, SEM ABÉ Koji, en présence de Madame TANAKA Kaori, Représentante Résidente de la JICA à Madagascar.
Après l’inauguration des nouvelles infrastructures, le Président Andry Rajoelina a été l’invité du journal de la TVM dans son nouveau format. Il a abordé la situation nationale et présenté les solutions du gouvernement pour faire face aux défis actuels.

Présidence de la République