LOHATAONA : TAOM-BAOVAON’I MADAGASIKARA

Akon’ny hetsika 𝑳𝒐𝒉𝒂𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 : 𝑻𝒂𝒐𝒎-𝒃𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂, nokarakarain’ny 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑎𝑢𝑡𝑒́ 𝑟𝑜𝑦𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟 (CRM), ary teo ambany fiahian’ ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Niaraka nanandratra ny kolontsaina malagasy isika, nandritra ny telo andro, nampiseho firaisankina sy fiombonampo. Soatoavina mampiombona fanoitra ho amin’ny fampandrosoana no lohahevitra nitondrana ny fankalazana, izay nandraisan’ireo Faritra 24 anjara.