TSIAHY HO AN’ NY FAHATERAHAN’ NY REPOBLIKA I

Ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara fampirantiana tahirin-tsary, ho fanamarihana ny daty nahaterahan’ny repobilika malagasy voalohany, ny 14 oktobra 2024, eny amin’ny lapan’ny Praiminisitra Rainilaiarivony eny Andafiavaratra.

Hisy ny famelabelaran-kevitra iarahana amin’andriamatoa Julien Rakotonarivo, Mpahay tantara sy Akademisiana.

TSY MISY VIDIM-PIDIRANA