23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Autres, Culture

FIVORIAMBE FAHA-9 HO AN’IREO FIRENENA MPIKAMBANA AMIN’NY FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA MIKASIKA NY FIKAJIANA NY HAREM-BAKOKA ARA-TSAINA UNESCO – PARIS – FRANTSA 

FIVORIAMBE FAHA-9 HO AN’IREO FIRENENA MPIKAMBANA AMIN’NY FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA MIKASIKA NY FIKAJIANA NY HAREM-BAKOKA ARA-TSAINA UNESCO – PARIS – FRANTSA Amin’ny maha mpikambana feno an’i Madagasikara ao amin’ny fifanarahana iraisam-pirenena mikasika ny fikajiana ny harem-bakoka ara-tsaina eny anivon’ny UNESCO (Convention internationale pour la sauvegarde du…

Culture, Evènement culturel

FITOKANANA NY « ANNEXE ALLIANCE FRANCAISE » TAO AMBATOLAMPY 

FITOKANANA NY « ANNEXE ALLIANCE FRANCAISE » TAO AMBATOLAMPY Notokanana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny Tranobe « annexe Alliance Française» ao Ambatolampy, izay miankina amin’ny foibem-paritra ao Antsirabe. Araka ny nambaran’Andriamatoa Geoffrey Félix Talen’ny Alliance Française Antsirabe dia vaky boky sy eterineto ary fianarana teny frantsay…

Autres, Culture

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO TAO AMIN’NY BIRAONY I NASSER GHIVALLA 

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO TAO AMIN’NY BIRAONY I NASSER GHIVALLA Noraisin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO tao amin’ny biraony ny faran’ny herinandro teo Andriamatoa Nasser GHIVALLA, izay tsy iza fa Filoha Tale Jeneralin’ny NAS PROD,…

Plateforme MCC DSI.