FANKALAZANA NY IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY
FANKALAZANA NY IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY
????????????? ???? ?????-?????????? » ?? ?????????’?? ???????? «
????????????? ???? ?????-?????????? » ?? ?????????’?? ???????? « Asaina, amporisihina ary entanina isika rehetra mba hitsidika ny ranty ao amin’ny ????? ???? ??????????, ny 14 Jona hatramin’ny 14 Jolay. Ahitantsika voka-pikarohana sy zava-mahaliana momba ny tantarantsika malagasy ???????-????? ??? ????? ??? ??? ????? ?? ??’??…
ℕ??? ℍ?ℍ???? ℕ? ????
ℕ??? ℍ?ℍ???? ℕ? ???? #Ndao_Hahitsy_ny_Diso #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina
??????????? ?? ????????????? ???? ?????-?????????? « ?? ?????????’?? ???????? »
??????????? ?? ????????????? ???? ?????-?????????? « ?? ?????????’?? ???????? » ? ?????? aty aorian’ny namoahana sy nampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny vokatry ny angom-pikarohana « ?? ?????????’?? ???????? » tany ?????????, manohy hatrany ny fampielezana hanoroana sy hanitsiana ny olom-pirenena amin’ireo hevi-diso hatramin’izay ny ???????????’?? ???????? ??…
Hetsika famoaham-boky PELASOA etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny Alarobia 15 Jona manomboka amin’ny 2 ora sy sasany.
Hetsika famoaham-boky PELASOA etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny Alarobia 15 Jona manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Vahiny manokana hanatrika izany i Fanojo sy Kintana manjom-piaka izay hitondra tantara an-tsehatra fohy; Diamondra Lohianne-Mi´Mozi
NIFARANA NY MIHAMY MADA FASHION ANDIANY FAHATELO
NIFARANA NY MIHAMY MADA FASHION ANDIANY FAHATELO Nifarana teo ny Mihamy Mada Fashion andiany fahatelo. Niavaka ity andiany ity, niezinezina ny hetsika natao, namirapiratra ireo mpanan-talenta amin’ny haihaingo, niaka-danja ny vita Malagasy. Mankasitraka feno antsika rehetra nahalavorary an’iny andiany 2022 iny. Singanina manokana : –…
??ℕ?ℕ??ℕ?ℕ-????ℕ? ℕ??ℝ?ℍ?ℕ? ????ℕ’ℕ? ℂ?ℕ?
??ℕ?ℕ??ℕ?ℕ-????ℕ? ℕ??ℝ?ℍ?ℕ? ????ℕ’ℕ? ℂ?ℕ? ??????-????????, ?????? ?? ???????????-???????? ?? ?????? ??????? ???? ????????? ????-???????? ????’?? ?????-??????? ??????????? ????? ??????-???????? ????? »: io no hafatra nampitain’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ????????? ℝ?????ℕ?ℝ?ℤ??? tamin’ireo mpiara miasa rehetra eto anivon’ny ?????????? nandritra ny fananganan-tsaina niarahana tamin’ny…
MIHAMY MADA FASHION 2022 : FAHOMBIAZANA TANTERAKA NY HETSIKA NATAO NANDRITRA NY HATELOANA
MIHAMY MADA FASHION 2022 : FAHOMBIAZANA TANTERAKA NY HETSIKA NATAO NANDRITRA NY HATELOANA ?ihamy ?ada ?ashion 2022 | ???????????? ????????? ?? ??????? ????? ????????? ?? ????????? Telo andro nentina nanomezana sehatra sy nanohanana ireo mpisehatra amin’ny haihaingo sy ny famoronana, nofaranana tamina fampisehoana niarahana tamin’i…
MIHAMY MADA FASHION 3 : FASHION SHOW ANJELY MAINTY ANOSY, HETSIKA GOAVANA SY NIAVAKA OMALY HARIVA
MIHAMY MADA FASHION 3 : FASHION SHOW ANJELY MAINTY ANOSY, HETSIKA GOAVANA SY NIAVAKA OMALY HARIVA Nanjelanjelatra ny manodidina ny Anjely Mainty Anosy omaly hariva. Hetsika goavana no sady hafakely, toerana miavaka, seho tsy mahazatra, sangan’asa miavaka, famoronana nataon’ireo mpanao haihaingo tsy ambakan’ny any ivelany…
« FASHION SHOW » MIHAMY MADA FASHION 2022
« FASHION SHOW » / MIHAMY MADA FASHION 2022 Mpamorona 20 mianadahy, nahitana ireo efa tena matianina sy ireo vao misondrotra no nampiranty ny vokatry ny asa famoronan’izy ireo tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Amin’ny maha filatroana narahina lavanty azy (Vente aux enchères) azy dia…