‘NDAO HAHITSY NY DISO
‘NDAO HAHITSY NY DISO #Ndao_Hahitsy_ny_Diso #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina
SEHO AN-TSEHATRA
SEHO AN-TSEHATRA RAPO ATLAS sy HOPTIMUS Zoma 20 Mey 2022 amin’ny 7 ora hariva Ivokolo Analakely
PROCEDURE DE DELIVRANCE D’UNE AUTORISATION DE TOURNAGE A MADAGASCAR
Télécharger >> Télécharger le FORMULAIRE DE DEMANDE D’AUTORISATION Télécharger le formulaire en version Malagasy ici >> Rappel des dispositions en vigueur
Rappel des dispositions légales et règlementaire
Télécharger >>
‘NDAO HAMAKY BOKY
‘NDAO HAMAKY BOKY Village Orange Ambohitseheno Ny Commune Ambohitseheno no « Village Orange » indray no nandray ny fanentanana manodidina ny boky sy ny vaky boky ‘Ndao hamaky boky. Ny ankizy avy ao amin’ny EPP, CEG, Lycée ary ny sekoly katolika no nandray ny fanentanana tamin’izany. Nisy…
FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA AN-TSORATRA MALAGASY
Ho fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy », ny volana Jona 2022. Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina (MSK) dia hikarakara : FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA AN-TSORATRA MALAGASY Toy izao manaraka izao ny FITSIPIKA MIFEHY NY FIFANINANANA Tanjona: >> Tanjona amin’izany ny fampiroboroboana, fanomezan-danja,…