23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Autres, Culture

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY NIRINA RAKOTOVAO , mpanoratra avy ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Mey ity Ireto ireo hetsika anamarihana izany : -Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy, – Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny…

Culture, Promotion Langue Malagasy

VELAKEVITRA MOMBA NY HAISORATRA TAO AMIN’NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ANOSY. 

VELAKEVITRA MOMBA NY HAISORATRA TAO AMIN’NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ANOSY. Notanterahana teto amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny velakevitra momba ny haisoratra izay nokarakarain’ny Tranombokim-pirenena sy ny Faribolana Sandratra. Loha-hevitra roa no noentina tamin’izany: « LAHABOLANA AM-BAVA : Sôvaramita, sôvan’ny afovoan-tany » izay novelabelarin’i Ra-Phi. Nolazainy tamin’izany ny maha lahabolana mirindra…

Culture, Evènement culturel

??ℕ? 2022 ?ℝ?? ????ℕ’ℕ? ??ℕ? ???????? 

??ℕ? 2022 ?ℝ?? ????ℕ’ℕ? ??ℕ? ????????. Fifaninanam-pirenena Literatiora  an-tsoratra. #????_??????????_??????? Azonao sintonina mivantana eto amin’ny pejy na alainao ao amin’ny #Tranombokim_pirenena Anosy, varavarana ??? ? ho an’ny ??????? ??????????. Eny anivon’ny ?ℝℂℂ ho an’ny ??????? ???????. #IRAY_VOLAN_ny_TENY_MALAGASY #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

Culture, Promotion Langue Malagasy

NDAO HAMAKY BOKY 

NDAO HAMAKY BOKY Mitohy hatrany ny programan’asa Ndao hamaky boky ary natomboka androany ny hetsika hiarahan’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara sy ny Orange Solidarité Madagascar. Ambohimanga no « Village Orange » nosafidiana hanombohana ity fiaraha-miasa ity ary notanterahana tao amin’ny CEG sy ny EPP Ambohimanga Rova ny hetsika…

Autres, Culture

??????? ????-???????? (???) 

??????? ????-???????? (???) ?????? ??????? ??? ???????-?à???? ?? ??? | ?????? ????????? ????? ??.??? ?? ???? ?????? ??? ?????? ?? ??????? ???? ?????????? ????????. Tao anatin’ny volana vitsy nanaovana ny fisafoana sy ny be midina notanterahina tamin’ny faritra maro eto Madagasikara no nahazoana azy ireto….

Autres, Culture

??ℝ???ℝ?ℕ’ℕ? ?ℙ?ℕ???ℕ?? | ??????? ??????? (Sary andiany fahatelo) 

??ℝ???ℝ?ℕ’ℕ? ?ℙ?ℕ???ℕ?? | ??????? ??????? (Sary andiany fahatelo) « Tsy mibodo hitazona ny fitantanana ny ???? mihitsy ny minisitera, ary efa nanolo-kevitra ny hanaovan’ny artista tolo-dalàna hananganana ny antsoina hoe orinasan’ny mpamorona (????é?é ?’??????) hotantanan’ny samy mpanakanto mpamorona fa tsy hidiran’ny fanjakana intsony. Raha misy…

Plateforme MCC DSI.