23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Culture, Evènement culturel

« TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO » 

« TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO » FAMPIRANTIANA SARIPIKAN’NY TANANAN’I TOAMASINA AO AMIN’NY MOZEA VAVITIANA Nosokafana ny Zoma 22 Avrily 2022 teo ny hetsika fampirantiana ny saripikan’ny tanànan’i Toamasina tamin’ny taona 1903 sy ny taona 2022 nampitondraina ny lohateny hoe TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO izay karakarain’ ny Fitaleavam-paritry…

Autres, Culture

??????ℝ??_ℙ????ℝ?ℍ?ℕ? ?ℝ?ℕ??? ℍ? ?ℕ’ℕ? ??ℕ?ℝ? « TOSIK’ART » (Centre d’incubation « Tosik’Art ») 

??????ℝ??_ℙ????ℝ?ℍ?ℕ? ?ℝ?ℕ??? ℍ? ?ℕ’ℕ? ??ℕ?ℝ? « TOSIK’ART » (Centre d’incubation « Tosik’Art »). ??ℕ?????? : HO SOKAFANA TSY HO ELA HANAMPIANA NY TANORA. Nitsidika ny fivoaran’ny asa fananganana ny ivo-toeram-pikotrehina orinasa « Centre d’Incubation en entrepreneuriat culturel et industrie créative TOSIK’ART » ho an’i Bongolava…

Culture, Evènement culturel

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA». Faritra : Atsinanana, Bongolava, Ihorombe. Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Avrily 2022 amin’ny 8 ora…

Autres, Culture

FAMPAHAFANTARANA AN’I LALAO ELINA RAZANADRIAKA 

FAMPAHAFANTARANA AN’I LALAO ELINA RAZANADRIAKA. Mpanoratra sady mpitantana ny trano famoaham-boky Mipariaka Boky. Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanohanana sy fanomezan-danja ireo mpiantsehatra ao anatin’ny rohin’ny boky ny fanomezan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sehatra ho azy ireny amin’ny halalan’ireo asa tanterahin’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara. I…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY ZAVAKANTO 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ZAVAKANTO ?ℕ?ℝ? ??ℕ?ℝ?ℕ-??ℕ? ℍ? ?ℕ’ℕ? ℤ?????ℕ?? : ℍ??????? ??????? ???? ?????????? ?? ????????? ?? ????????? ?? ?????????? ?????? ??? ????????’???? ?????? ?????-??????? ???????? ????’?? ?????????.  « Mba ho velona amin’ny talentany sy ny kanto izay ataony ireo tanora mpiangaly zavakanto »…

Culture, Promotion Langue Malagasy

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Ravorombato mpanoratra avy ao amin’ny faritra Itasy no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Avrily : Ireto ireo hetsika anamarihana izany : – Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy) – Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia…

Autres, Culture

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY 

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY Isan’ny fanamby lehibe napetrakin’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ny fanomezan-kasina sy ny fampiroboroboana ny teny malagasy ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena. Manoloana izany, ho fankalazana ny ???? ?????’?? ???? ???????? ny volana jona 2022 dia misokatra ny…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ZAVAKANTO 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY ZAVAKANTO Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara hetsika ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny Zavakanto ny zoma 15 Aprily 2022 ao amin’ny ??????? Analakely. Ho hita mandritra izany hetsika izany ny atrik’asa: fanaovana sarisokitra voakirakira amin’ny hazo…

Plateforme MCC DSI.