22 Oct 2024

Catégorie : Culture

Autres, Culture

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY 

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY Isan’ny fanamby lehibe napetrakin’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ny fanomezan-kasina sy ny fampiroboroboana ny teny malagasy ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena. Manoloana izany, ho fankalazana ny ???? ?????’?? ???? ???????? ny volana jona 2022 dia misokatra ny…

Culture, Evènement culturel

ANAO NY SEHATRA 

ANAO NY SEHATRA Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny seho sehatra voalohany natolotr’ireo mpianatry ny ?ℕ?ℂ Sampana Analamanga. Ny mpitendry « ????? » no nisantatra izany ary ny mpitendry gitara kosa no hanolotra ny seho manaraka ny 29 Aprily 2022. Ao amin’ny efitrano A ex-CNEMD no hanatanterahina…

Culture, Patrimoines Culturels

« ℍ?ℝ? ???? » 

« ℍ?ℝ? ???? » ??????????? ?? ??????’?? ?????? ?? ????????-???????? ??????????? ?? « ℍ?ℝ? ???? » ??????’?? ??????????? ??? ??? ????????????’?? ???????????????. Tafapetraka teo anivon’ny « secrétariat de la convention pour la sauvegarde du patrimoine culturel immatériel – patrimoine vivant secteur de la culture » eo anivon’ny ?ℕ??ℂ? Paris. Androany ny…

Culture

« VONIN-TENONA » 

« VONIN-TENONA » Antsa tononkalo namelomana an-tsehatra ny asa soratr’ireo poeta andrarezina, tao amin’ny Tranombokim-pirenena. Rado, Solofo José, Jean Narivony, Lydiary, Om-Guy, Dox, Rabearivelo, Clarisse Ratsifandriamanana… Ny asa soratr’ireo andrarezin’ny literatiora malagasy ireo no novetsoin’ireo mpikambana ao amin’ny Mpizaka STeLaRiM tao amin’ny Tranombokim-pirenena androany. Notetezin’ny Mpizaka STeLaRiM…

Culture, Evènement culturel

???? ?? ??????? 

???? ?? ??????? Fampisehoana karakarain’ny mpianatry ny ?ℕ?ℂ (Académie Nationale des Arts et de la Culture) Sampana Analamanga isaky ny zoma hariva. Ao amin’ny efitrano A ex-CNEMD Anosy no hanatanterahina izany. ???????? ?? ???????? ?? ??????? ?? ??? ????. #Akademiam_pirenen_ny_Zava_kanto_sy_ny_Kolontsaina_Sampana_Analamanga #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

Plateforme MCC DSI.