23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Culture, Evènement culturel

FANAIKY « NY JAZZ GASY » 

FANAIKY « NY JAZZ GASY » Ho fanampiana an’i Fanaiky amin’ny fitsaboan-tena izay ataony, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara seho sehatra manokana ny Zoma 25 Marsa 2022 ao amin’ny Ivokolo Analakely, hankalazana ihany koa ny faha-35 taona niakarany an-tsehatra, hanasana antsika mpankafy jazz sy…

Culture

FITANTARANANA ANGANO 

FITANTARANANA ANGANO. Manome fotoana antsika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny fitantarana angano, niarahan-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, tamin’ireo ankizy tany amin’ny Kaominina Anjoma Betoho, ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny angano amin’ity 20 Marsa ity. Izany dia arahintsika anio Alahady ao amin’ny…

Culture, Education civique & citoyenne

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ANGANO 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ANGANO. famaranana ny fampiofanana avy amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ho an’ireo mpitantara angano. Mpitantara angano 45 mianadahy nanaraka fiofanana manokana nokarakarain’ny Ofisim-pirenena misahana ny kolontsaina sy ny zava-kanto (OFNAC) no notolorana ny mari-pankasitrahana androany tetsy amin’ny Ivokolo Analakely. Izany…

Culture, Education civique & citoyenne

« IRAY IHANY ISIKA » 

« IRAY IHANY ISIKA » Mitohy ny fanentanana ataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina momba ny tokony hitandroana tahaka ny anankandriamaso ny firaisam-pirenena na inona na inona fahasamihafana misy eo amintsika samy Malagasy. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fandaharana fanabeazana olom-pirenena vanona izay anjara asa iandreketan’ny MSK,…

Culture, Evènement culturel

FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’I FINOANA RATOVO 

FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ ASAN’ I FINOANA RATOVO I Finoana RATOVO dia tovovavy vao erotrerony kanefa manan-talenta goavana amin’ny fanaovana sary sokitra amin’ny vy (sculpture en fer). Izy no nosafidian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, tamin’ny alalan’ny Ofisim-pirenen’ny Zavakanto sy ny Kolontsaina (OFNAC) hampiranty ny sangan’asany…

Plateforme MCC DSI.