23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Culture, Evènement culturel

FANOKAFANA NY VAROTRA FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’ I FINOANA RATOVO 

FANOKAFANA NY VAROTRA FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’ I FINOANA RATOVO Nosokafana androany faha-14 martsa 2022 teto amin’ny IVOKOLO Galerie d’Art R.R Raparivo ny varotra fampirantiana ny sangan’asan’i Finoana Ratovo, tovovavy manan-talenta amin’ny resaka sarisokitra vita amin’ny vy miompana amin’ireo zava-mananaina sy ny tontolony eto Madagasikara. Ny…

Culture, Evènement culturel

« VOLANA IRAY,MPANORATRA IRAY » 

« VOLANA IRAY,MPANORATRA IRAY » Ireto avy ireo hetsika ho an’ity volana Marsa ity izay ampahafantarana an’i Avelo-Nidor : – Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy) – Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 30 Marsa ao amin’ny Efitrano David Jaomanoro – Fampahafantarana amin’ny TVM….

Culture, Education civique & citoyenne

LANONANA FANAMARIHANA NY « VASUDHAIVA KUTUMBAKAM » 

LANONANA FANAMARIHANA NY « VASUDHAIVA KUTUMBAKAM » KOLONTSAINA INDIANA MIFANDRAY AMIN’NY FANDAHARAN’ASA « IRAY IHANY ISIKA » VOIZIN’NY MSK. Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina no nasain’ny Ambasadaoro Indiana Andriamatoa Abhay KUMAR hiahy ny fanamarihana ny « Vasudhaiva Kutumbakam », izay filozofia iray Indiana maneho…

Autres, Culture

FIOFANANA HO AN’ IREO MPISEHATRA EO AMIN’NY SARIMIHETSIKA 

FIOFANANA HO AN’ IREO MPISEHATRA EO AMIN’NY SARIMIHETSIKA Ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tsaina, amin’ny alalàn’ny Ivontoeran’ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy (ISSM) dia manolotra fiofanana hoan’ireo mpisehatra eo amin’ny sarimihetsika. Fiofanana izay hitondra fanatsarana eo amin’ny kalitao amin’ny famokarana horonantsary fa indrindra hidirana misimisy…

Plateforme MCC DSI.