23 Oct 2024

Catégorie : Culture

Culture, Identité culturelle

TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA 

TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA FAMPIDIRANA Anisan’ ny singa maha izy azy ny firenena ny teny. Ny teny no mampiorina ny fifandraisana eo amin’ny samy mpiara-belona, hiheverana ny raharaham-pirenena na sosialy na fanabeazana, na famokarana na fihariana na politika, indrindra ny toe-karena. Velona sy…

Culture, Identité culturelle

NY HASIN’NY VOAHARY 

NY HASIN’NY VOAHARY Ireo singa manana aina sy tsy manana aina  mifameno sy miara-monina amina tontolo voafaritra na tsy voafaritra ; ny mihetsika na ny tsy mihetsika ary misy eto amin’izao tontolo izao no antsoina hoe voahary. Misy ireo hita ety ambonin’ny tany toy ny vohon-tany,…

Autres, Culture

FANAOVANA HOSOKA BOKY 

FANAOVANA HOSOKA BOKY Voasambotry ny Brigade Anti-Piratage tany Fianarantsoa sy teto Antananarivo ny faran’ny herinandro teo ireo olona mpanao hosoka sy dika mitovy (photocopie sy pdf na image alefa amin’ny tambanjotra-tserasera ) ny boky Malagasy. Miteraka fatiantoka goavana ho an’ireo mpanoratra sy mpamokatra boky malagasy…

Culture, Identité culturelle

SOATOAVINA 

SOATOAVINA SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Ministeran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FAHATERAHANA» Faritra:Matsiatra Ambony, Amoron’i Mania, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana ary Anôsy Harahinao: – ao amin’ny RNM anio…

Culture

TSY MANDA NY HISINTAKA AMIN’NY FITANTANANA NY ZON’NY MPAMORONA MIHITSY NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA 

TSY MANDA NY HISINTAKA AMIN’NY FITANTANANA NY ZON’NY MPAMORONA MIHITSY NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA MAMPORISIKA MIHITSY NY MSK MBA HISY NY TOLO-DALÀNA (proposition de loi) AHATONGAVANA AMIN’IZAY, ka hanaovana ho orinasan’ny mpamorona na « Société d’auteurs » ny rafitra mitantana an’io zon’ny mpamorona…

Culture

FITSIDIHANA NY FANAMBOARANA NY TOSIK’ART TAO MIARINARIVO 

FITSIDIHANA NY FANAMBOARANA NY TOSIK’ART TAO MIARINARIVO Nandritra ny fandalovany tao Miarinarivo tamin’ny faran’ny herinandro teo, dia nitsidika ny fanamboarana ny « TOSIK’ART : Centre d’incubation en entrepreneuriat culturel et industrie créative » ihany koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy…

Plateforme MCC DSI.