20 Oct 2024

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne

I RAMATOA MINISITRA LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO NO NOFIDIAN’NY MPIKARAKARA NY HETSIKA (COCAN) HO RENY MPIAHY NY EKIPAM-PIRENENA MALAGASY ANKOAY VEHIVAVY 

I RAMATOA MINISITRA LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO NO NOFIDIAN’NY MPIKARAKARA NY HETSIKA (COCAN) HO RENY MPIAHY NY EKIPAM-PIRENENA MALAGASY ANKOAY VEHIVAVY Amin’ny maha-minisitra mpiahy ny Faritra Vakinankaratra azy, koa satria any Antsirabe Vakinankaratra no atao ny lalao basket-ball fiadiana ny tompon-dakan’ny Afrika ho an’ny ekipa vehivavy…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAINTE MARIE 

TAGNAMARO SAINTE MARIE Taorian’ny fivorian’ireo Chef FKT 17 teto Sainte Marie dia nifanapaka fa isaky ny 26 ny volana Dia hanao tagnamaro hifantoka amin’ny fanadiovana ny Fokontany ka teto Bazarikely no nanombohana izany teto Ambodifotatra ,ary fanadiovana Plage ny tao Agniribe . Ny Commune Urbaine…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAINTE MARIE 

TAGNAMARO SAINTE MARIE Araka ny fandaminana Dia androany no nanaovana ny tagnamaro andron’ny olom- pirenena teto @ Prefectioran’ny Sainte Marie , tao Analamboanio FKT Ambodifotatra fanamboarana ny lalàna ambadikiny tribunal vaovao Izay efa tsy azo alehan’ny fiara hatrizay nohon’ny goedra sy tsy fikorian’ny rano eo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Amin’izao fandalovan’ny delegasiona tarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ????????? ℝ?????ℕ?ℝ?ℤ??? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? aty amin’ny Faritra Betsiboka izao, dia nikarakara ???ℕ???ℝ? manokana teto Maevatanana ny Fitaleavana DPVAC izay misahana ity Fandaharan’asan’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina ity, ka ny CLAC eo Morafenokely no nosafidiana…

Culture, Education civique & citoyenne, Tagnamaro

AKON’NY TAGNAMARO : FARITRA BOENY, DISTRIKAN’I MITSINJO 

AKON’NY TAGNAMARO : FARITRA BOENY, DISTRIKAN’I MITSINJO Famafana sy fanadiovana ny Lalambe vita rary vato, mamakivaky ny tampotananan’i Mitsinjo no nanamarihana ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tamin’ity volana Jolay ity Solontenan’ny fikambanana maro ary notronin’ireo mpitondra fanjakana ato amin’ny Distrikan’i Mitsinjo izay teo ambany fitarihan’i Solombavambahoakan’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FENOARIVOBE. 

TAGNAMARO FENOARIVOBE. Akon’ny Tagnamaro Fenoarivobe- Bongolava Fisavana tatatra sy fanoloana ny fantsondrano izay mampijaly ny mponina mampiasa ny lalana, noho ny fahavakisany matetika vokatry fandalovan’ireo fiara vaventy sy ny sarety, ary fanotofana ireo lavadavaka tao amin’ny Fokontany Ankotrabe Kaomima Fenoarivobe no nanamarihana ny Tagnamaro tamin’ny…

Plateforme MCC DSI.