21 Oct 2024

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANAKARA 

TAGNAMARO MANAKARA Fikarakarana tokotany sy zaridainan’ny isaky ny Sampandraharaham-panjakana no endriky ny TAGNAMARO tao MANAKARA, renivohitry ny faritra FITOVINANY, tamin’ity volana Jolay ity. Anisan’ny niavaka indrindra ny tao amin’ny tokotanin’ny FITALEAVANA IRAISAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA satria dia tonga nandray anjara tamin’izany ny avy…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TOLAGNARO 

TAGNAMARO TOLAGNARO Fanatsarana ny toerana fijerena baolina kitra ao Ampasimasay (Kianja lehibe eto Fort-Dauphin), izay azo ampiasaina koa amin’ny hetsika ara-panatanjahantena sy ara-kolontsaina ,maro samihafa, fa indrindra mandritra izao fialan-tsasatrin’ny mpianatra izao. Niara-nifanome tanana ireo hery velona rehetra teto Fort-Dauphin izay niara-notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny fiadidiana…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANANJARY 

TAGNAMARO MANANJARY Hetsika roa sosona no notanterahina: – Ny fanarenana tany hanorenana sekoly vaovao, – Fanarenana ny tafona sekoly iray hafa izay potika tanteraka vokatry ny rivo-doza Batsirai sy Emnati. Tao amin’ny kaominina ambanivohitra Tsaravary izany rehetra izany no notanterahina. #Minisiteran_ny_serasera_sy_kolontsaina #tagnamaro_andron_ny_olom_pirenena

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Maherin’ny 90% tamin’ireo zanakazo novolena tao amin’ny lohasaha ao Ambodiakondro izay mamatsy rano fisotro madio ny tanànan’Ambatondrazaka no may vokatry ny doro tanety isan-taona. Nandritra ny hetsika TAGNAMARO notanterahana androany sabotsy 16 jolay 2022 no nanaovana aro afo 10 metatra ny sakany ho…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDILAMENA 

TAGNAMARO ANDILAMENA Fanadiovana ny faritra manodidina ny CSBII Andilamena no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO andron’ny Olom-pirenena tamin’ity volana jolay 2022 ity tao amin’ny Distrikan’Andilamena. Tonga maro ireo mpisehatra niaraka tamin’ireo tanora mpikambana ao amin’ny CLUB FANORO izay eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina….

Education civique & citoyenne, Le Ministère

TAGNAMARO MAINTIRANO 

TAGNAMARO MAINTIRANO   Fananganana toerana famakiam-boky eo anivon’ny Fitaleavam-paitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky ao maintirano no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena androany 16 jolay. Ny mpiaramiasa no mampindrana ny bokin’izy ireo ho an’izay tonga hamaky boky ao. Mahazaka mpianatra 10 isa ny toerana. Hisy tolotra…

Education civique & citoyenne, Le Ministère

TAGNAMARO TSIROANOMANDIDY 

TAGNAMARO TSIROANOMANDIDY Fandokona ny toerana fanasan-damba, fanarenana ny lalan-drano, fanadiovana lalana no niantefan’ny hetsika tagnamaro andron’ny olompirenena tamin’ity volana ity ka tao Morafenokely faritra faha dimy amin’ny fokontany Mangarivotra kaomina ambonivohitra Tsiroanomandidy no nanantaterahana izany. Tafita any amin’ireo mponina ny lalantsaina noetina nitondrana ny tagnamaro….

Plateforme MCC DSI.