21 Oct 2024

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO DISTRIKAN’I SAKARAHA (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) 

TAGNAMARO DISTRIKAN’I SAKARAHA (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) Fanatsarana sy fanadiovana ny toerana fambolen-kazo eny amin’ny station forestière Sakaraha,izay mirefy 1Ha no asa natao nandritry ny Tagnamaro volana Desambra. Izany dia niarahana tamin’ny mpiasa avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny tontolo iainana eto amin’ny Distrikan’i Sakaraha sy ny avy ao…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BETROKA 

TAGNAMARO BETROKA Nofaranana tamin’ny alalan’ny fanentanana nitety Fokontany tao Betroka an-tampon-tanana ny Tagnamaro an-diany volana desambra tamin’ity taona 2023 ity . Fanentanana niompana taminy fampanjakana ny zon’ny Ankizy , ny fampanjakana ny fahasamihafana eo anivon’ny fiaraha-monina , hampiray lenta ny zo fototra maha olona ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TOLAGNARO 

TAGNAMARO TOLAGNARO 50 ny tokantrano marefo ara-pivelomana nisitraka vary sy fitafy ary zavatra ilaina andavanandro nandritra ny hetsika TAGNAMARON’NY FANOMEZANA , andiany faha-dimy izay notanterahina teto Tôlagnaro. Ny Kômity Mpandrindra ny hetsika Tagnamaro eto Anôsy (KMTA) izay tarihin’ny Fitaleavam-Paritrin’ny Sersesera sy ny Kolontsaina no nitoto…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANOKANA AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO MANOKANA AMBATONDRAZAKA. Nanatanteraka hetsika TAGNAMARO tao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro niaraka tamin’ny fikambanana ABED Madagascar, androany sabotsy 23 desambra 2023. Nojerena manokana tamin’izany ireo vehivavy voafonja sy ny ankizy tsy ampy taona. Fanomezana maro samihafa no natolotra…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA. Natolotra ho an’ireo ankizy manana fahasembanana beazina ao amin’ny akany Antsahamasina Antsahalava sy ny mpianatra ao amin’ny « classe intégrée » EPP Anosindrafilo ary ny vehivavy sy ankizy ao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ireo fitaovana sy sakafo voaangona nandritra ny hetsika TAGNAMARO natao teto Ambatondrazaka tamin’ity volana…

Education civique & citoyenne

« ????????? ?? ???????? » 

« ????????? ?? ???????? » Boky natao hamporisihina ny olona rehetra indrindra ny ankizy ho liana amin’ny fianarana ary hanohy hampitombo fahalalana. « Ny fianarana no lova tsara indrindra » hoy ny Ntaolo. Mba ahafahana mampita ny hevitra raikitin’izany sy ho fampirisihana ny ankizy hilofo amin’ny fianarana dia natao…

Plateforme MCC DSI.