21 Oct 2024

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA 

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA Nodiovina ny lalana miainga avy eto amin’ny Fokontany Besakoa Radio Say teo aloha hatrany amin’ny Fokontany Ambohitsabo ary mivoaka any Anketrake.Ireo no asa natao tao anatin’ny TAGNAMARO ny Asabotsy faha 18 Jiona 2022 teo, hoan’ny Fitaleavam-paritry Serasera sy ny Kolontsaina ato Atsimo-Andrefana, niarahana…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MORARANO agnamaro Morarano AVARATRA AMPARAFARAVOLA 

TAGNAMARO MORARANO agnamaro Morarano AVARATRA AMPARAFARAVOLA Ho an’ny Distrika an’Amparafaravola dia tao amin’ny Fonkotany Morarano Avaratra, Kaominina Amparafaravola no nanatanterahana ny Tagnamaro ho an’ny ity volana Jona ity, ka tamin’alalan’ny asa fanadiovana ny Kianja filalaovam-baolina sy ny kianja filalaovana basikety baolina no natao tamin’izany. Tamin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ny kianja RASOLONJATOVO no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka. Nitarika izany ny Préfet niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro. Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao hetsika izao.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO VOLANA JONA TOAMASINA 

TAGNAMARO VOLANA JONA TOAMASINA Fandokoana ny fefin’ny biraon’ny TVM sy RNM Toamasina ao Salazamay sy fanatsarana ny zaridaina, no TAGNAMARO ANDRON’NY OLOM-PIRENENA notanterahina teto an-drenivohitry ny Faritra Atsinanana ho an’ity volana Jona. Toy ny efa mahazatra dia nifandrimbon’ireo fitaleavam-paritra, ny mpiasa avy ao amin’ny Faritra…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BEFANDRIANA AVARATRA SOFIA 

TAGNAMARO BEFANDRIANA AVARATRA SOFIA Poa-droa ny Tagnamaro tao Befandriana-Avaratra ny andron’ny Asabotsy lasa teo. Andaniny ny fanadiovana ny manodidina sy tao résidence distrika, izay toerana hanantanterahana ny lanonana fankalazana ny 26 Jona eto Befandriana-Avaratra, anisan’izany ny « Podium ». Indray nifarimbona nanadio izany ny olom-pirenena tao an-toerana….

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

?????? ?? ???????????-?????? ?????’?? ??? ????’???? ????????? ????? ???????? ?????????????? 

?????? ?? ???????????-?????? ?????’?? ??? ????’???? ????????? ????? ???????? ?????????????? Araka ny fampanantenana nataon-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ????????? ℝ?????ℕ?ℝ?ℤ??? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, taorian’ny fangatahan’ireo ben’ny tanana avy amin’ny Kaominina marobe ao anatin’ny distrikan’I Manjakandriana, dia mitohy ny fanohanana ireo kaominina amin’ny alalan’ny ???ℕ???ℝ?. Anjaran’ny…

Plateforme MCC DSI.