21 Oct 2024

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne, Le Ministère

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Tao amin’ny Fokontany Manganoro- Kaominina Maevatanàna II no nanamarihana ny hetsika Tagnamaro volana Jona. Ho fanalàna ny fahasahiranan’ny mponina ao Manganoro izay tsy maintsy mandeha dia an-tongotra adiny iray eo vao mahazo rano fisotro sy ampiasaina andavanandro satria efa mihamihisaka ny ranon’Ikopa amin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TAO BEALANANA 

TAGNAMARO TAO BEALANANA Niteraka fahasahiranana goavana tamin’ireo olona manan-draharaha hanatonana ny RNM-TVM ao Bealanana ny fahasimban’ny làlana miakatra eny amin’ny foiben’ny RNM-TVM, nandritry ny taona maro nifandimby. Tapitra hatreo anefa izany: androany dia raikitra ny Tagnamaro izay karakarain’ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina, tamin’ny alalan’ny Delegasiona…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO VAVATENINA 

TAGNAMARO VAVATENINA Nontanterahina omaly faha 18 Jona 2022 ny TAGNAMARO eto VAVATENINA. Ho fanomanana ny 26 Jona dia manao fangadiana ny lakandrano aty amin’ny Kianja Lahady Samuel mba ho fisorohana ny mety ho fiandronan’ny rano vokatry ny orana satria eto amin’ny Kianja no hanatanterahana ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATOFINANDRAHANA 

TAGNAMARO AMBATOFINANDRAHANA Nadio tao anatin’ny ora roa monja ny tanan’Ambatofinandrahana vokatry ny TAGNAMARO manokana niarahana tamin’ireo herivelona rehetra tany antoerana sy ny mpira-miasa eto amin’ny Drcc Amoron’i Mania. Nifanome tanana niantoka ny loko nahafahana nandoko ny Gradin ao amin’ny Kianjan’Ampanaovapoara ny filohan’ny Antenimirampirempirenena RAZANAMAHASOA christine,…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANOKANA 

TAGNAMARO MANOKANA Tagnamaro manokana nataon’ny fokontany 5 ao amin’ny distrikan’ny Midongy faritra Atsimo atsinanana. Fanadiovana ny hopitaly sy ny résidence ny raha kianja no natao miaraka mialoha an’izao. Mbola hitohy ny Asabotsy manaraka ny tagnamaro fa tanana Midongy madio no tanjona.

Culture, Education civique & citoyenne

??ℕ?ℕ??ℕ?ℕ-????ℕ? ℕ??ℝ?ℍ?ℕ? ????ℕ’ℕ? ℂ?ℕ? 

??ℕ?ℕ??ℕ?ℕ-????ℕ? ℕ??ℝ?ℍ?ℕ? ????ℕ’ℕ? ℂ?ℕ? ??????-????????, ?????? ?? ???????????-???????? ?? ?????? ??????? ???? ????????? ????-???????? ????’?? ?????-??????? ??????????? ????? ??????-???????? ????? »: io no hafatra nampitain’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ????????? ℝ?????ℕ?ℝ?ℤ??? tamin’ireo mpiara miasa rehetra eto anivon’ny ?????????? nandritra ny fananganan-tsaina niarahana tamin’ny…

Plateforme MCC DSI.