21 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA. Natolotra ho an’ireo ankizy manana fahasembanana beazina ao amin’ny akany Antsahamasina Antsahalava sy ny mpianatra ao amin’ny « classe intégrée » EPP Anosindrafilo ary ny vehivavy sy ankizy ao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ireo fitaovana sy sakafo voaangona nandritra ny hetsika TAGNAMARO natao teto Ambatondrazaka tamin’ity volana…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ??-???????? 

Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ??-????????Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ??-???????? « ???? ????? ??????? ?? ?????-????????? ». Io no lohahevitra miendrika fanontaniana nosafinidy ho an’ny fankalazana 2023. Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO DISTRIKAN’I TOLIARA I FARITRA ATSIMO-ANDREFANA 

TAGNAMARO DISTRIKAN’I TOLIARA I FARITRA ATSIMO-ANDREFANA Nanatanteraka tagnamaro, andron’ny olom-pirenena ny teto Toliara renivohitra ka fanadiovana ny lalana avy eo amin’ny farany tambohon’i Star akaiky Bazary Sakama ka manaraka ny lalana mihazo an’i Maninday Oniversiten’i Toliara no natao tamin’izany. Efa tafiditra ao anatin’ny vanim-potoana fahavaratra…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY 

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY  » Apetraho ny dian-tànanao, ho lovain’ny taranaka « . Taorian’ny fanomanana ny tanin-jana-kazo teny amin’ny vohitr’Ikianjasoa (Fanaovana kilavaka sy fandran-tsanana ireo hazo novolena efa nitsiry) dia natao Tagnamaro indray ny fanomanana ny zana-kazo hambolena ho amin’ny taompambolen-kazo 2024. Tontosa soa aman-tsara araka izany…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO VOLANA OKTOBRA TSIROANOMANDIDY FARITRA BONGOLAVA 

TAGNAMARO VOLANA OKTOBRA TSIROANOMANDIDY FARITRA BONGOLAVA Isan’ny làlana maro mpampiasa amin’ny famoaham-bokatra amin’iny ilany avaratry ny fokontany Morafeno Avaratra Kaominina Tsiroanomandidy Fihaonana iny ny làlana miakatra ao Anosibe. Arak’izany, nanaovana hetsika Tagnamaro tany an-toerana. Fa ankoatr’izay, nisy ihany koa ny fanadiovana faobe notanterahina tao antampon-tanànan’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ireo biraom-panjakana no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka tamin’ity volana oktobra 2023 ity, ka samy nanadio ny toeram-piasany ny isan-tserivisy. Tao amin’ny « centre technique RNM/TVM » Ambohimiangaly no nanatanterahana ny asa ho an’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro omaly…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMPARAFARAVOLA 

TAGNAMARO AMPARAFARAVOLA Tao amin’ny fokontany Ambalafarisoa sy Morarano Ivakaka kaominina ambonivohitra Amparafaravola no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO ho an’ny distrikan’Amparafaravola, omaly sabotsy 21 oktobra 2023. Fisavana tatatra no natao tao anatin’izany ho fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra, ka lakandrano mirefy 250 metatra no voasava tao Morarano Ivakaka….

Plateforme MCC DSI.