21 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY 

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY  » Fanomanana ny toerana hasiana ny zanakazo hovolena  » (Vohitra Ikianjasoa Fianarantsoa). Zava-dehibe eo amin’ny sahan’asa fiarovana ny tontolo iainana ny fambolen-kazo. Isany manome lanja izany ny eto Madagasika dia mba ho  » Tontolo maitso sy ho rakotr’ala  » araka ny fandaharan’asampanjakàna…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SOANIERANA IVONGO 

TAGNAMARO SOANIERANA IVONGO Fanadiovana ny toerana manodidina ny bureau District no nanamarinana ny TAGNAMARO tamin’ity volana oktobra ity. Nosafidina manokana ny toerana satria voatazana fona ny manodidina rehefa manao ny fananganan-tsaina isaky ny Alatsinainy ny lehiben’ny servisy miankina sy ny tsy miankina izay tarihin’ny lehiben’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Fanadiovana faobe ny tokotany sy ny manodidina ny CSBU Ambodimadiro no nanamarihana ny hetsika Tagnamaro teto Maevatanàna ny maraina teo. Ho fitsinjovana ny marary sy ireo mpivezivezy eto amin’ny tobim-pahasalamana amin’izao ankatoky ny fahavaratra izao no antony nisafidiana ity toerana ity izay narahina…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN 

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN. Afaka mianatra soa aman-tsara, ankehitriny, ireo mpianatra mampiasa ireto efitrano roa ireto na dia latsaka ny orana raha toa ka tsy afaka nanao izany teo aloha. Narenina tamin’ny alalan’ny HETSIKA TAGNAMARO omaly asabotsy 23 septambra ny trano misy efitra roa eo anivon’ny CEG…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BEFANDRIANA-AVARATRA. 

TAGNAMARO BEFANDRIANA-AVARATRA. FANADIOVANA NY FASANA IOMBONANA. Saro-piaro amin’ny toerana misy an’ireo Razana nialoha làlana ny Sojabe sy Ray aman-dreny ara-drazana ao Befandriana-Avaratra. Manana hasina sy toerana manokana amin’ny kolontsaina Tsimihety ny Razana, hita taratra izany rehefa misy ny « Jôro » atao isam-pianakaviana. Tato ho ato anefa,…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANÀNA 

TAGNAMARO MAEVATANÀNA Fanadiovana sy fikolokoloana ny Ivotoeran’ny Famakiamboky sy Kolontsaina na CLAC eto Maevatanàna amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana izao no nanamarihana ny Andron’ny Olom-pirenena ny Asabotsy teo. Nifarimbona tamin’izany Tagnamaro izany ny solotenan’ny Sampandraharaha sy Fikambanana ary ny mpianatra eto an-toerana. Manana andraikitra amin’ny fikolokoloana ity…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY 

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY Sabotsy 16 Septambra 2023  » Zanakazo voaomana, ala lovain-jafy « . Io no lohahevitra niompanan’ny hetsika ara-kolontsaina  » Tagnamaro Andron’olompirenena – Volana Septambra 2023  » izay teo ambany fitarihan’ny Fitaleavamparitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Matsiatra Ambony, notronon’ireo Sampandraharam-panjakàna (Sivily sy miaramila) ato…

Plateforme MCC DSI.