21 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA 

TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA Ho fampiroboroboana ny fizahantany indrindra ny fitsidihana ny Valanjavaboary irasam-pirenena Marojejy, nifantohan’ny hetsika Tagnamaro taty Andapa tamin’ity volana Septambra ity. Lalagna mirefy 5km sy 700 metatra mampitohy fokontany Manantenina sy Mandena hatrany @ fidirana ny Valanjavaboary Marojejy no nezahin’ny fokonolona nanaovana…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY 

TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY Toerana fitsangatsanganana ny sisin-dranomasina ka ilaina madio lalandava. Izany no nisafidianana ny fanesorana ireo fako amin’ny sisin-dranomasina manakaiky ny vinany nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tany Sambava androany Asabotsy 16 Septambra 2023. Niara-nientana nanatanteraka izany ireo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I 

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I Teto amin’ny Lycée Antaninarenina Toliara no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity volana Aogositra ity. Nangataka mafy ireo tomponandraikitra eto an’ivonity sekoly mba hanaovana Tagnamaro eto amin’ity toerana ity, nohon’ny fahavoazana mahazo ity efitrano fianarana ato amin’ny tapany avaratra ity, vokatrin’ny fikisahan’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAINTE MARIE 

TAGNAMARO SAINTE MARIE Tafiditra anatin’ny fankalazana ny andron’ny fahadiovana Na Clean UP day izay nanadiovana ny plage tao Agnalaranjy Izay notarihin’ny Fikambanana Lions Club Sainte Marie fiaraha mientana tamin’ny Solontenan’ny Serasera sy Kolontsaina androany Sabotsy tolakandro nohon’ny Fandaminana. Tonga nanome Tanana tamin’izany ireo sampandraharaha maro…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MORAMANGA 

TAGNAMARO MORAMANGA Tontosa ny sabotsy 16 septambra 2023 teo ny TAGNAMARO fanao isam-bolana ho an’ny distrikan’i Moramanga izay tafiditra indrindra amin’ny andro manerantany ho an’ny fanadiovana. Asa natao tamin’ity indray mitoraka ity ny fanangonana ireo fako misavovona afovoan’ny tanàna ao amin’ny fokontany Moramanga ambony. Niara-nisalahy…

Plateforme MCC DSI.